Kantoradio

lundi 28 juillet 2008

Tongasoa eto amy Kanto Web Radio

tonga soa eto amy bilaogy ny kanto web radio indray de mazahoa fahafinaretana eo ampihainona ny hira malagasy e

15 commentaires:

Anonyme a dit…

mahafinaritra zany vazo gasy zany

Anonyme a dit…

tsara e...dia mahereza dia manantena hira vaovao fa zany zao no tsy dia araka loatra..

Anonyme a dit…

somary taratara kely less vao tonga tato am brao, crunk dat soulja boy no henoko t@ 15:22 ora ao Tana. Mankasitraka.

Anonyme a dit…

ora aiza kay ilay izy azafady

Anonyme a dit…

Tsara sy mahafinaritra, tohizo dia mahereza ô, hoy ilay avy any Vakiniadiana. bisoussssssssss be

Anonyme a dit…

waouww tsara fa ao doly ny genre de zik rehetra , merci e !

Anonyme a dit…

Mlay nama aa,misaotra @ ilay hira mamelo_bolo vao maraina

Anonyme a dit…

Tiako be daholo ny hira alefanareo ato an, tsy tapaka mihaino aho isaky ny hariva.

Tsy misy fisaorana Bruno.

Tohizo fa mahafinaritra ny hira alefanareo eto.

Anonyme a dit…

Milay foana hoa e... fa ny fanontaniana kely hoe tsy mety ve ny hisian'ny mpanolotra ao anatiny ao ????

Anonyme a dit…

Mahafinaritra e.

Anonyme a dit…

mahafinaritra e.misaotra amin'le misy mpalolotra e

Anonyme a dit…

milay tsara e! tena mankasitraka sady ny son tsara koa! fantatra fa tsy moramora ny manao zavatra fa any aoriana angamba vao mety hisy azo ambara @ fanatsaràna ny fandaharana. Pour un début, c'est le top! Bravo bruno et toute son équipe!

Anonyme a dit…

Mety tsara!sad tsy miatakataka refa miaino d mafinaritra b!

Anonyme a dit…

hello! misy special fete de la musique ve androany admin?

Anonyme a dit…

bonne année admin a! mirary soa ho anao @ ity 2013 ity!